Dikan'ny teny : mifanjofo

Hampiditra dikany vaovao
1 (jofo) mt. s. (mifanjofoa): Miady mikatroka: Nifanjofo tao atsimon-trano ny mpianatra amin'ny lakilasy roa. ? Mifamely: Mifanjofo daka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel