Dikan'ny teny : mifanjohy

Hampiditra dikany vaovao
1 (zohy) mt. pf.: Mifanarakaraka mifanao aloha sy aoriana; miaraka lava eny: Nifanjohy ela teny izy roa talohan'ny hivadiany. ? Mifanenjika: Nifanjohy ny polisy sy ilay mpangalatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel