Dikan'ny teny : mifanolotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (olotra) mt. s.: Mifampikasika: Nifanolotra angaha ny tranonareo taloha? - Mifanolo-body rindrina: enti-milaza trano roa mifanakaiky na mifampikasika mihitsy aza ny rindrina. Ahitsio
2 (tolotra) mt, p.: Mifanome: Nifanolotra peratra izy ireo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel