Dikan'ny teny : mifanosona

Hampiditra dikany vaovao
1 (sosona) mt, s. (mifanosdna): Mifampidipiditra na mifanongona: Misy hifidiananao tsara ireo sobiky mifanosona ireo. / Milahara tsara fa axa mifanosona toy izao. 1 Atao na tonga indray miaraka: Tsy tiako mihitsy ny ahy ny raharaha mifanosona tahaka izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel