Dikan'ny teny : mifantsika

Hampiditra dikany vaovao
1 (fantsika) mt. s, (mifantsiha): Miraikitra amin'ny fantsika: Tsy mifantsika tsara ity sary ity izany. ? Milozoka, miraikitra: Mifantsika amin'ny fianarana marina ity zaza ity ka tsy mahagaga raha mahomby. ? M.h.: Mimaso, mifositra, mifototra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel