Dikan'ny teny : mifaratsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (faratsaka) mt, s.: Mivarina, mianjera: Nafana loatra izy ka tsy tratra nifaratsaka tany anaty rano. / Nifaratsaka tany anaty hady ilay uato natorako. ? h.o.: Mialokaloka: Nifaratsaka tany anaty ala ny lehiben'ny mpikomy ka saika tsy hita. 1 Sandra, tohatra: Sambatra ianao fa nifaratsaka tamin' ny zaua-tsoa rehetra, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel