Dikan'ny teny : mifehy

Hampiditra dikany vaovao
1 mitondra, manapaka: Iza no mikarakara ity fa. ritany ity? Ahitsio
2 (fehy) mt. p. (mifeheza): Mamatotra: Mifehy kitay. / Mitondra, miadidy: Tsy zava-mora akory ny mifehy vahoaka. ? M.h.: Mifehy, mifatotra, mirohy, mivadiditra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel