Dikan'ny teny : mifelana

Hampiditra dikany vaovao
1 (felana) mt, s.: Mivelatra, vaky: Efa mifelana ny voninkazo. / Manao teny mamy, vava soa, mampanantena hanao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel