Dikan'ny teny : mifiaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (fiaka) mt. s.: Mitsako zavatra ka mamihina azy ary mitroka ny ranony: Mifia-pary lava vany. ? F.-p.: Mifia-dranomaso: tsy mitsaha-mitomany, mitomany marain-tsy hariva noho ny fahoriana mahazo, mijaly mafy dia mafy, miferinaina andro aman'alina. / Mifia-bary maina: mihinam-bary tsisy laoka, mihafy mafy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel