Dikan'ny teny : mifindra

Hampiditra dikany vaovao
1 (findra) mt. s. (mifindr?): Miova fonenana na toerana: Nifindra atsy auaratra ry Dadatoa mianakavy. 1 Mipaka tonga hatrany amy...: Mifindra amin'ny taranaka mandimby ny aretina sasany. 1 Miova ho tonga: Nifindra ho komonista ilay mpitondra tatsy ananona ka tsy nisy tsy gaga ny mpitazana satria olona mpanao mamifouelona izy io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel