Dikan'ny teny : mifofotra

Hampiditra dikany vaovao
1 na Mamofotra (fofotra) mt. s. (mifofora, mamofora): Mampandeha ny tafc forana: Tsemboka ery Rakoto rehefa mifofotra. 1 Mana-fana: Izy no nifofotra tamin' ny lanonan'ny fokontany. / Mikezaka, mikely aina, mi-maso, milozoka: Mifofotra amin'ny fanoratana boky izy. ? F.-p.: Sady mifofotra no mively vy: manao ny asa rehetra tsy misy mpanampy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel