Dikan'ny teny : mifoha

Hampiditra dikany vaovao
1 (foha) mt. s. (mifohaza): Taitra amin'ny torimaso: Manao famantaran'ny hazofijaliana izy raha vao mifoha. 1 Mitsangana avy eo am-patoriana, miarina: A-min'ny dimy izy dia efa mifoha ary manokona ody ambauafo kely. - Mifohafoha volo: enti-milaza ny vorona mitsangantsangam-bolo noho ny fampijaliana natao taminy (izany hoe olona nampijalina ka lifta miferinaina). / Mifoha olo-mazoto: fotoana vao maraim-be: Mifoha olo-mazoto izy no niainga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel