Dikan'ny teny : mihaingo

Hampiditra dikany vaovao
1 (haingo) mt. s. (mihaingo): Misy haingo, mi-tondra akanjo misy haingo: Mihaingo aoka izany ny mpanam bady. ΒΆ M,h.: Manamy, mianjaika, miangolavaitra, mihamitra, mihaminkamina, mihetsiketsika, mipitsopitsoka, mijihina, miramarama, miramadramatra, miraratra, mipopopopo, miravaka, mirebaka, mirenty. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel