Dikan'ny teny : mpitsoa-ponenana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Enti-milaza ireo olona voatery nandao ny fonenany ka mankany an-tany hafa noho ny toejavatra mitranga ao: ady, korontana, fitondrana tsy tanty. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel