Dikan'ny teny : namana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Olona miara-dava amin'ny tena noho ny fifankahazoan-tsaina sy fitoviantoetra: Namana tsy mahafoy an-dRabe Rakoto. • h.i.: Ny olona manodidina anao na ny olombelona hafa rehetra: Tiauo ny namanao tahaka ny tenanao. • Enti-milaza ny iray amin'ireo zavatra mandeha roa lalandava, na lomisy: Ny kofehy no naman'ny fanjaitraa/ Tsy hitako ny nalehan'ny naman'ity kiraro ity. • Mitovy, azo alahatra amy..., azo heverina ho toy ny...: Ny manafina zauatr' olona, hono, naman'ny mangalatra. / Tonga tsy miarahaba naman'ny tezitra, lasa tsy manao ueloma naman'ny sosotra (fiten.) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel