Dikan'ny teny : nantsonantsona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Habasiambavan'olona miteny haingana momba itsy fakofakonjavatra rehetra itsy. - t.i.f.: Nantsonantsonina 1 minantsonantsona, finantsonantsona, mpinantsonantsona / inantsonantsonana, fi. nantsonantsonana / mahanantsonantsona. ΒΆ M.h.: Nentsonentsona, vatsavatsa, taria, karijo, tsaotsaombava, kamentsona, pentsompentsona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel