Dikan'ny teny : naoty

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr, note) a.: Isa entimilaza ny fanombanan'ny mpampianatra ny fahaizan' ny mpianatra: Nahazo naoty 14 aho tamin'ny fizika. ? Famantarana fampiasa amin'ny mozika hilazana ny feo sy ny faharetany: Ny naoty do, mi, sol dia tsara miaraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel