Dikan'ny teny : nato

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-kazo izay nakan'ny ntaolo loko mena nandokoana lambamena ny hodiny (Imbrecaria madagascariensis). - t.i.f.: Natoina, voanato / manato, fanato, mpanato / anatoana, fanatoana. * Ohab.: Mitondra hodi-nato miantsinanana: mitondra zavatra amin'ny toerana nialany teo aloha ihany (ny nato mantsy avy any an'ala atsinanana ihany). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel