Dikan'ny teny : ndao

Hampiditra dikany vaovao
1 na Andao mt.: Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona hiara-mandeha amin'ny tena: Andao, ndao hifanala hazakazaka isika, hoy ny sokatra tamin'ny bitrodia der. 'Ndeha). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel