Dikan'ny teny : ndre

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Ndry t.p.: Enti-milaza figagana na fijaliana amam-pahoriana, arakaraka ny angolam-peo ilazana azy: Ndre! mahafinaritra izany ety an-tampon-kavoana! / Ndre! manaintaina ny ratrako izany! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel