Dikan'ny teny : ndry

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Ndriako: Mpisolo anarana misolo olona ifampiantsoan'ny samy vehivavy ny namany, mitovy hevitra amin'ny "ianao", saingy milaza fifankazarana lehibe: Ho aiza indry rahariva? (jar. In-dry sy indriako). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel