Dikan'ny teny : ngenongenona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Menomen,ona, teny an'orona, ngonongonona noho ny tsy fahafaliana, tsy fahafaham-po. - t.i.f.: Ngenongenonina, tafangenongenona / mingenongenona, fingenongenona, mpingenongenona / ingenongenonana, fingenongenonana / mahangenongenona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel