Dikan'ny teny : ngeza

Hampiditra dikany vaovao
1 na Ngezabe p, t.: Sady lehibe no lava, lehibe dia lehibe: Trano ngezabe. - t.i.f.: Hangeza, fahangeza, hangezana, fahangezana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel