Dikan'ny teny : ngolingoly

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Mangatsiaka ka tsy mahare rohana ny te-na. • h.o.: Mahatsiaro hontsahontsa ka toa ankona mihitsy noho ny fihetsehampo: Ngolingoly er? izy nahare ilay feon-kira fanaon'izy ireo niaraka fahiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel