Dikan'ny teny : ngonona

Hampiditra dikany vaovao
1 Ngonongonona a.: Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy fa ngonongonona no nataony sady lasa izy. - t.i.f : Ngonongononina, tafangonongonona / mingonongonona, fingonongonona, mpingonongonona / ingonongononana, fingonongononana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel