Dikan'ny teny : ngorongosy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Aretina vokatry ny tsy fandehanan'ny ranonafero amin'ny falehany fa mihanaka eran'ny tena, ka manjary vonivony ny hoditra ary mangidihidy, vonivony ny maso ka pahimpahina ary vonivony hatramin'ny fivalanandrano, nefany fivalanana kosa fotsifotsy vasobasoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel