Dikan'ny teny : njainjay

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Manana toetra hafahafa tsy mitovy amin' ny olon-drehetra: Rakoto moa hitanao ihany; njainjay izay izy ka sarotra ifampiraharahana. ΒΆ M.h.: Zanakalondrano, ha-fa fandry. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel