Dikan'ny teny : njola

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Enti-milaza ny olona mijery amin'ny indra-maso, izany hoe tsy any amin' ilay zavatra jereny no alehan' ny masony: Misy ny njola mitifitra, misy ny mifanaraboamaso. - t.i.f.: Njolaina, anjola, voanjola / manjola, fanjola, mpanjola / anjolana, fanjolana / mahanjola / njolanjola. - F.-p.: Mifidy maka ny njola: fitenenana ilazana ny olona maimaika na tsy mandinika tsara ka mifidy ny tsy tsara. ΒΆ M. h.: Gila. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel