Dikan'ny teny : noana

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Mahatsiaro foana ny ao an-kibo ka reraka te lilhinan-javatra aoka izany: Tsy nisakafo aho ka noana izaitsizy izany. - t.i.f.: Noanina I mahanoana I hanoanana, fahanoanana / noanoana. - F.-p.: Mat noana: efa noana izaitsiz~ ka mahatsiaro ny tena toa ho faty. ΒΆ M.h.: Mosarena, lampana, reraka, mangebaka, tsy mahatsindry tsihy, refona, fotsy tsinay, vava takiky, rebaka, maivan-tsy zaka, mai-molotra, mifezafezaka, miempaempa, mifehy kibo, mitakiky vava, mitanatana vava, mitsako dilana, milelalela ny ambavafo, voan'ny aretimbilany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel