Dikan'ny teny : noely

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. noël) a.: Fety kristianina fahatsiarovana ny nahaterahan'i Kristy izay ankalazaina amin'ny 25 Desambra. ¶ M. h.: Krismasy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel