Dikan'ny teny : nofy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fahitana mandritra ny torimaso: Nahita an'i Da-da tamin'ny nofy aho. • A-sa toa atao eo am-patoriana: Nofiko niady tamin'ny biby goaibe aho. • Fady: Nofy ahy ny hivadi-belirano. /Hahavanona handatsa-dra olona ve ny raiko? Nofy izany. • Zavatra tsy ho tanteraka:Nofy izany fa aza miantehitra am in' izany. - t.i.f.: Nofisina / manof y na manonofy j fanofy, mpanofy 1 anofisana, fanofisana I nofinofy. - F.-p.: Nofy antoandro: eritreritra tsy mety ho tanteraka, tsy ho azo tanterahina na oviana na oviana. / Nofy ririnina: nofy mifangaro be ihany, tsy misy lohany sy vodiny, izay heverina ho vokatry ny hatsiaka amin'ny alindririnina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel