Dikan'ny teny : noho

Hampiditra dikany vaovao
1 ppk.: Azon'ny: Reraka izy noho ny ratra nahazo azy. • p, mt.: Teny entina mampitaha zavatra roa ka Ray eo aorianany milaza ny zavatra fototry ny fampitahana: Ilaina noho ny vola-mena ny vy. / Mamy ny akondro noho ny ooasary. • ppt. Teh.: Enti-milaza antony anaovan-javatra, satria: Noho ianao mividy boky betsaka, dia ahenako ny vidin' ny tsirairay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel