Fandraisana
Fitadiavana
Fampidirana teny
Lisitra
Momba ny takelaka
Hiditra
Dikan'ny teny : nonsy
Hampiditra dikany vaovao
1
(fr. nonce) a: Masoivohon'ny Papa Ray Masina eo amin'ny Firenena iray (matetika dia ampiana hoe apostolika io teny io: Nonsy apostolika) (Fiv. kat.).
Ahitsio
Fitadiavana teny
Teny hotadiavina:
Submit
Cancel