Dikan'ny teny : o

Hampiditra dikany vaovao
1 Tarehintsoratra fahefatra ambin'ny folo ary zanatsoratra fahefatra amin'ny abidy malagasy. Ny zanatsoratra 0 dia mety hanana tonom-peo "ao" amin'ireto toe-javatra telo ireto ka amin'ireo roa farany dia asiana satrony (ô) ny fanoratana azy: a) amin'ny teny avy amin'ny fiteny vahiny: radio, sosisy; b) amin'ny teny fitenim-paritra sasantsasany: ny vôla (tsimihety); d) amin'ilay tenim-piontanana marina "ô": Tbmpo ô! -O. s. o.: Mpisolo anarana misolo olona izay tsy inona fa fifintinan'ny ko ihany fanao tovana amin'ny teny miafara ka - tra: ny soroko, ny ton-go tro. Ahitsio
2 t.p.: Fanao eo aorian'ny anaran'olona antsoina ka italahoana, na anaran-javatra heverina ho toy ny olona ka itenenana: Tompo ô, mihanta aminao izahay!/Ry tanindrazanay malala ô. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel