Dikan'ny teny : ofana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanamafisana metaly vao notefena, izay asoka ao anaty rano na diloilo mangatsiaka rehefa avy nodorana mivaingana. - t.i.f.: Aofana, voaofana / manofana, fanofana, mpanofana / anofanana, fanofanana / miofana, fiofana, mpiofana / iofanana, fiofanana / mahaofana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel