Dikan'ny teny : ofo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiovan'ny hoditra na fihintsanan'ny volon'ny vorona; fahalasanan'ny rano ny lokon-damba na fiovan'ny loko nony voan'ny hainandro. - t.i.f.: Miofo, fiofo, mpiofo / iofoana, fiofoana / manrpiofo 1 mahaofo. Ahitsio
2 a: Teny enti-milaza ny fahefana na hasin'ny fanafody na ny sampy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel