Dikan'ny teny : oitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanaingana zavatra mba hipoitra, ezaka hipoitra, fanaovana izay hitrakana. i t.i.f.: oirina, aoitra, tafaoitra 1 manoitra, fanoitra, mpanoitra 1 anoirana 1 mioitra, fioitra, mpioitra 1 infra-na, fioirana / mahaoitra / oitroitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel