Dikan'ny teny : okitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ezaka mafy, fikelezana aina. - t.i.f.: Miokitra, fiokitra, mpiokitra 1 iokfrana, fiokirana / okitrokitra. 0ko a.: Komy, firaisan-kevitra hanao teti-dratsy. - t.i.f,: Mioko, fioko, mpioko 1 iokoana, fiokoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel