Dikan'ny teny : olimpanjehy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetra voalohany ananan'ny lolo raha vao foy,.alohan'ny hiofoany ho samoma; misy tongony folo ny olompanjehy, ka ny enina miraikitra amin'ny tratrany, ny efatra amin'ny kibony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel