Dikan'ny teny : ombika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Sombina, potipotijavatra: Ombi-kena: potipoti-kena .azo rehefa mandidy sombintsombiny amin'ny omby vonoina. - t.i.f:: Aombika, ombihana, voaombika, tafaombika / manombika, fanombika, mpanombika / anombihana, fanombihana / miombika, fiombika, mpiombika / iombihana, fiombihana / mahaombika, ombikombika. Ahitsio
2 mt.: Rafitra, maika, dodona: Ombika aho nanontany azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel