Dikan'ny teny : omena

Hampiditra dikany vaovao
1 (ome) mt ih. (omeo): Afoy: Omeko anao ity boky ity. ? Atolotra: Omeo ahy kely io antsy io, • Tolorana: Omeo antsy kely aho handidiaho hena. ? Asiana: Omena tehamaina, daka. 1 Tolorana (zavatra) hohanina, hosotroina: Omeo fanafody ny marary. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel