Dikan'ny teny : ondrana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandehanana na fampandehanana miampita amin'ny lakana na sambo; fandefana entana na zavatra ho eny am-pita. - t.i.f.: Aondrana, voaondrana, tafaondrana 1 manondrana, fanondrana, mpanondrana 1 anondxanana, fanondranana 1 miondrana, fiondrana, mpiondrana I iondxanana , fiondranana 1 mahaondrana 1 ondranondrana. Ahitsio
2 a.: Fahadonendrina, toetran'ny olona donendrina, taraiky. - t.i.f.: Manondxana, fanondrana, mpanondrana 1 anondranana, fanondranana / ondranondranana 1 ondranondrana. - F.-p.: Mivadika ondrana: tonga amin'ny hadalana. I Manala ondrana: manala ny loza vokatry ny fandikampady mety hanjo ny olona mivady mpihavana akaiky. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel