Dikan'ny teny : onena

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Mangoraka, malahelo, miombona alahelo amin'ny olona ory na mijaly: Onena an'io mahantra io a-ho hany ka manome vola kely azy isaky ny mandalo eo aminy. / Hetsehim-po: Onena daholo ny olona nandre ny lahateniny. - t.i.f.: Aonena / mahonena Ifahonena. ¶ M.h.: Antra, malahelo, ngoaina, hontsa, toro aty, mangotika aty, manotika ny kibo, mangoraka, mangorapo, mitsetra, mitse-po, mifaditrovana, mamelovelo fo. — Mahonena, mampalahelo, mampangoraka, mahongena, mafiraina, mahory, mahahontsa, mampitsetra, mampangoraka aty, mahavaky fo, mampamelovelo ny fo, mampiondri-panahY. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel