Dikan'ny teny : ongonongona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tany navosa ho avoavo, dongondongona, zavatra mivohibohitra; fampitandremana. - t.i.f:: Aongonongona, voaongonongonalmanongonongona, fanongonongona, mpanongohongona / anongonongonana, fanongonongonana I anongona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel