Dikan'ny teny : onitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Zavatra entinahaso-]o zavatr'olona nosimbana na verin'ny tena, simba na levona noho ny loza nihatra: Nomen'ny fanjakana dimy arivo izy ho onitry ny tranony nazeran'ny rivo-doza / Sazy mifanentana amin'ny ratsy vita: Mandoa onitra iray aüna ilay tratra nandoro tanety. - t.i.f.: Onerana, aonitra, voaonitra, tàfaonitra / manonitra, fanonitra, mpanonitra 1 anonerana, fanonerana 1 mionitra, fionitra mpionitra 1 ionerana, fionerana 1 mahonitra I onitronitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel