Dikan'ny teny : onotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fihintsanana na fiongotan'ny volo na volomborona. - t.i.f.: Onorana, onotana, voaonotra I manonotra, fanonotra, mpanonotra I ononorana, fanonorana, anonotana, fanonotana / mionotra, fionotra, mpionotra I ionotana, fionotana / mahonotra / onotronotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel