Dikan'ny teny : ontany

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fitadiavana valiny na fanazavana momba an' izay tiana ho fantatra, teny filana setriny sy valiny. - t.i.f.: Voaontany,voanontany, 1 manontany, fanontany, mpanontany / anontaniana, fanontaniana I mahontany, mahanontany I ontanintany. Ahitsio
2 a.: Anarana laharantsikidy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel