Dikan'ny teny : oranorana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fihinanana (voankazo na katsaka) mamosibosika sy manesokesoka eryr. 1 t.i.f.: Oranoranina, aoranorana, voaoranorana / manoranorana, fanoranorana, mpanoranorana I anoranoranana, fanoranoranana I mahoranorana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel