Dikan'ny teny : orenana

Hampiditra dikany vaovao
1 (orina) mt. ih. na pdr. (oreno): Tsatohana: Ter? amoron'ny renirano no norenana ny lay. 1 Ananganana: Tsy azo orenana trano, hono, eto fa hisy lalana hatao. • I-lana, ananganana (ady): Norenany ady tamin'ny taniko aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel