Dikan'ny teny : ota

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hadisoana, heloka na-tao (indrindra tamin'Andriamanitra). ? Fandikana didy na fitsipika na zavatra tsy azo atao: Ota fady. - t.i.f.: Otaina, voaota 1 ma-nota, fanota, mpanota / anotana, fanotana / mahaota / otaota 1 fahotana. - F.-p.: Ota fady: fanaovana ny zavatra nasaina nofadina. J Ota isa: fifandiasan'ny isa tsy mitovy fa misy elanelany amin'ny isa tena izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel